isakin'ny mba hiteny aho dia miahotra
isakin'ny mba hilaza aho dia matahotra
efa impirimpiry moa fa ankehitriny izao
anolotena ho an'i Jesoa Mpamonjy aho
fa olo-mbaovao.
Jeso,ity aho
Jeso,fa vonona aho
hanolon-tena ho Anao
raiso ity mpanomponao
REF:Tompo,Andriamanitro ianao
ananja anao aho
@ fo sy saina fanahy
n'aiza n'aiza misy ahy
ny androko rehetra atolotro ho azy
ka ny hazavany no anjaka ao
tsy hisalasala intsony aho
hanolon-tena ho Anao
raiso ity mpanamponao
REF:
Le Ultime News
E' morto Zach Sobiech, aveva raccontato la sua malattia nel brano Clouds
Studio 3: "#Sempre" è il nuovo singolo
Green Day all'Ohibò di Milano, secret show a sorpresa
Jason Newsted (ex Metallica) cade dal palco per colpa di un fan esuberante, video
Sei appassionato di cucina? Ecco qualche consiglio per te
Links