Aza Variana Testo

Testo Aza Variana


Scarica la suoneria di Aza Variana! Clicca qui

Hay ve,izy io tsy tia ahy
Hay ve,to namitaka ahy
Hay ve izy,ilay nilaza fa tia
hay ve niatsara-velatsihy
Sanatia,sanatria

Ref:Aza viraviraina izy io rehefa tia
Aza atao kilalao fa omeo ilay fitia
Fantatro ianao fa manam-bola sy harena
Rehefa tia anao izy ,aza hosihosena

Ho aiza , tsy hitako izay ho atao
Ho aiza , izy lasa nandao
Ho aiza ary iz izy ilay nilaza fa tia
Ho aiza niatsara-velatsihy
Sanatria,sanatria

 
 
Scarica la suoneria di Aza Variana! Clicca qui
Lascia un commento

Le Ultime News

Sei appassionato di cucina? Ecco qualche consiglio per te

Links