n'inon'inona ataonao
de tsarovy aho
n'aiza n'aiza misy anao
dia mba tsarovy mintsy aho
fa izao mantsy aty tsy manadino aho
fa ny fitiavako ato anaty efa tia efa tia
zany zany zany mintsy aho rehefa tia
fa ilay fitiavana tsy mba misy lainga ny ahy
zany zany zany mihintsy ilay fitia
na dia lavitra anao aza aho
na dia lavitra aza ianao
dia tiavo aho
na dia lavitra ny fo dia tiavo foana aho
fa izao mantsy aty tena maninà
fa na irery aza ianao dia tsarovy foana aho
zany zany ......na dia lavitra anao(*2) aza aho}*2
ilay fitiavana hatrizay
zao matoky
ireo niarahana hatrizay
zao matoky
fa na ianao hatsiaro ireo lasan-tsika
na dia lavitra anao(*2) aza aho
zany zany............na dia lavitra anao aza aho
Le Ultime News
Placebo: nuovo album e una data a Bologna
Emanuele Corvaglia: è uscito l'Ep prodotto da Mara Maionchi, ecco la tracklist
Eminem fa causa a Facebook
Gianni Morandi: nuovo album di inediti e due date all'Arena di Verona
Sei appassionato di cucina? Ecco qualche consiglio per te
Links